Fitia Mahadiso (Dadah Rabel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao anio dulubgm ianao, vao hitako,
Ny ampitso, tsy andriko indray.
F'izay atao, tsy vitako,
Raha tsy eo ianao, iqapfsc ny andro iray...
Matetika aho, mila hamosavy,
Fa ny tononkira.serasera.org alina toa miitatra,
Ka ny maraina, mandà ny hoavy,
Malaina, hihiratra...

Izaho aty, efa dodona sy maika,
Nefa iky, ny ora uvvw mitsitaitaika.
Izaho aty, efa dodona sy maika,
Nefa iky, ny ora kosa tsy miraika...

Ny fahafantarako, fa mety tsy hitohy,
Izao fiarahantsika izao,
No mahatonga ahy, tsy hahafoy,
Isan'andro, ny hahita anao.
Ny antsika roa, fitia mahadiso,
Angalarina, ka toa mamy,
Tsy mety ho fantatra ny ampitso,
Raha mbola hihaona ihany...

Izaho aty, efa dodona sy maika,...



   DADAH & INAH

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0354