You are here: home > Tononkira > Dadah Rabel

Avia Neny tiako (Dadah Rabel)

https://tononkira.serasera.org/hira/dadah-rabel/avia-neny-tiako

Avia Neny tiako eto am-pofoako
Eto an-tsandriko ankavia mba akaiky ny foko
Etsy (2) ho esoriko ireo volofotsy
Hitantarako angano ianao sady arahako rotsirotsy

O o o....

Ny adidy tsy efanao mbola tianao ho tohizana
Tsy mahatsiaro fahanterana tsy mahalala vizanatononkira.serasera.org
Mikisakisaka hita ho torovana aok’izay
F’ianao ’lay niaro indray no mba mila fiharovana

O o o....

Avia neny tiako f’aza miahiahy
Ny ataoko anie sombin’ny vitanao hatrizay
Etsy ho tantanako fa efa lanaka
Ny aina no (2) matezà f’ifampitaiza isika mianaka

O o o.....

DADAH

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Dadah Rabel
Mpamaky : 5351
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Hasina
Tamin'ny : 30/10/2003 08:30:23
ID : 2059

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo