Ianao ilay tsy manan-tsahala (Dadah Rabel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay tsy manan-tsahala
Ilay nisafidy hizara ny diako
Ianao ihany no mahalala
Ireo ahiahy sy ireo faniriako
Ianao teo anilako hatrany,
Nizara ireo tsiky, namafa tomany
Ianao nampijoro, nampitraka,
Nanampy ahy hibaby ny mafy tsy zaka
Ianao teo anilako bqir hatrany,
Nizara ireo tsiky, ihzefd namafa tomany
Ianao nampijoro, kabmgc nampitraka
Nanampy ahy hibaby ny mafy tsy zaka
Ianao ilay tsy manan-tsahala
Ilay nisafidy hizara ny hoaviko
Ianao no hany tokako malala
Ilay mandra-maty hany ho tiaviko
Ianao eo anilako eo foana,
Tsy fanontaniana, tsy misy hoe nahoana
Ianao tsy mba be fisehosehoana,
Nefa tratr’antso rehefa tononkira.serasera.org antsoina !
Ilay nisafidy hizara ny diako
Ianao ihany no mahalala
Ireo ahiahy sy ireo faniriako
Ianao teo anilako hatrany,
Nizara ireo tsiky, namafa tomany
Ianao nampijoro, nampitraka,
Nanampy ahy hibaby ny mafy tsy zaka
Ianao teo anilako bqir hatrany,
Nizara ireo tsiky, ihzefd namafa tomany
Ianao nampijoro, kabmgc nampitraka
Nanampy ahy hibaby ny mafy tsy zaka
Ianao ilay tsy manan-tsahala
Ilay nisafidy hizara ny hoaviko
Ianao no hany tokako malala
Ilay mandra-maty hany ho tiaviko
Ianao eo anilako eo foana,
Tsy fanontaniana, tsy misy hoe nahoana
Ianao tsy mba be fisehosehoana,
Nefa tratr’antso rehefa tononkira.serasera.org antsoina !
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Dadah RabelHits : 2719
Likes : 1 Like
Created by : dd
Date : 25/12/2021 10:02
