RY VOLANA FENO (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tononkira.serasera.org volana feno sy tmvkzgzi manganohano
Mba fatratra lay(x2)
Fonosin’ny aizina kanefa tsy rava
Ka tsy mba manahy(x2)
Ampianaro rlkubzit ahy ny toetra mazava
Fa mamiko kosa(x2)
Mamiratra masina sady baliaka
Ka e! misariaka(x2)
Ry volana feno fonenan’ny tsiahy
Hiriko mba ho ahy(x2)
Mandrotsy mzfwy ny foko sy tsantam-pitia
Fanilon’ny dia(x2)
Mba fatratra lay(x2)
Fonosin’ny aizina kanefa tsy rava
Ka tsy mba manahy(x2)
Ampianaro rlkubzit ahy ny toetra mazava
Fa mamiko kosa(x2)
Mamiratra masina sady baliaka
Ka e! misariaka(x2)
Ry volana feno fonenan’ny tsiahy
Hiriko mba ho ahy(x2)
Mandrotsy mzfwy ny foko sy tsantam-pitia
Fanilon’ny dia(x2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BarijaonaVisites : 6447
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 06/09/2002 19:29
