RY VOLANA FENO (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry zuwebso volana feno sy manganohano
Mba tononkira.serasera.org fatratra lay(x2)
Fonosin’ny aizina kanefa tsy rava
Ka tsy mba manahy(x2)

Ampianaro ahy ny toetra mazava
Fa mamiko kosa(x2)
Mamiratra masina sady baliaka
Ka e! misariaka(x2)

Ry qrsy volana feno fonenan’ny tsiahy
Hiriko mba ho ahy(x2)
Mandrotsy ny foko sy tsantam-pitia
Fanilon’ny xfzyyhcg dia(x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Barijaona
Hits : 6464
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 06/09/2002 19:29
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106