Ampidiro aloha ny tenimiafina
RY VOLANA FENO (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry zggmnkeo volana feno sy jcvpowcm manganohano
Mba fatratra lay(x2)
Fonosin’ny aizina kanefa tsy rava
Ka tsy mba manahy(x2)
Ampianaro ahy nqsuh ny toetra mazava
Fa mamiko kosa(x2)
Mamiratra masina sady baliaka
Ka e! misariaka(x2)
Ry volana feno fonenan’ny tsiahy
Hiriko mba ho ahy(x2)
Mandrotsy ny foko sy tononkira.serasera.org tsantam-pitia
Fanilon’ny dia(x2)
Mba fatratra lay(x2)
Fonosin’ny aizina kanefa tsy rava
Ka tsy mba manahy(x2)
Ampianaro ahy nqsuh ny toetra mazava
Fa mamiko kosa(x2)
Mamiratra masina sady baliaka
Ka e! misariaka(x2)
Ry volana feno fonenan’ny tsiahy
Hiriko mba ho ahy(x2)
Mandrotsy ny foko sy tononkira.serasera.org tsantam-pitia
Fanilon’ny dia(x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 6463
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 19:29
