Vazon'ny lavitra (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia anie, tiako ho’aho, rony masom-panahiko leitsy
Mahatsiaro ireo andro taloha, ‘zay nivimbina lefo-maranitra
Nahatrobaka fo manirery ô
Banjininy mora izy ireny, ary tairiny fa tsy mifoha
Ka kotsan’ny fahatsiarovana
Ireto maso ankiroa izay mijery
Tia anie, e e eny tiako ho ’aho (2), reo toerana maro naleha ho’aho
Dia mba vangivangio sombinaina, fa lavitr’ilay elanelana
Ary izaho, mbola tsy afa-mankany
Tia qulvcwhe anie, tiako ho’aho; tena vazon’ny lavitr’izao
Kalokalon’ny manin-te aokzftk hody, hirahiran’ny tofoka koa
Ka manisa ireo andro tavela
Ny sioka nitobaka very, no tiako hameno ny saina
Ny fanadinoina tsy misy
Raha mbola tany ebrdgkug koa ny tany
Tia anie, e e eny tiako ô (2), ka na vahona izao na tononkira.serasera.org tangena
Fitsapana ka nisy isainana, hanadihadiana ny lasa
Hanembonana ny eny an-tanàna

--------
Link: