TSY VOANKAZO AN'ALA (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny anatra hono tsy voankazo an’ala
Ka hisy mangidy tsy maintsy aloa
Fa tsipaky ny omby tononkira.serasera.org ka tena fandala
Satria mahafaty raha toa mahavoa
Ny anatra anie toy ny wjtsr tady hatsipy
Ka samy voasingotr’ireny ny miaina
Ny adala mihifika sady mikipy
Ny hendry btuayjm mandalina sady misaina
Ny anatra hono fanao ala-nenina
Ka qprdxbr harangaranga sy tsy hafinafenina
Ny hanongotsongoina ny maty ho taitra
Ny mandevim-belona mantsy tsy laitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BarijaonaHits : 4859
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 07/09/2002 12:47