TOLONA SASAK'ALINA (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tambitambinao no lamba isalorako
Tanjona hifaharako yezaysqj raha toa ka sitrakao
Sedra tsy mahery no solon-tsafosafo
Feo milantolanto ho anao

Ny tononkira.serasera.org bitsikao ry jjfhf alina
Mamohafoha lalina
Mitolona mafy ka atsaharo
Raha raztf azo atao

Tinafiko, mahangoly
Ny lasa mamolivoly
Izany rehetra izany
Noho ianao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Barijaona
Visites : 5905
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Narihe
Date : 03/11/2003 13:15
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0265