Tsy lainga (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa asesi-pitia
Tsy sembana akory ny dia
Ny wazplaat miato dia atao sanatria
Marivo ny ranomaria
Ny lalina am-paladia
Mahagaga mampihaiky
Ny lavitra dia tonga akaiky
Raha saraky ny guns ol-malala
Manembona ity fo adala
Ka sahy mihoatra ny vala(x2)
Hatrany ambadiky ny ala
Ny tazom-pitiavana riym hono
Aretina mety mamono
Tsy lainga na hoe vazivazy
Tsy vazivazy
Mihaona tononkira.serasera.org dia sitrana ho azy
Tsy sembana akory ny dia
Ny wazplaat miato dia atao sanatria
Marivo ny ranomaria
Ny lalina am-paladia
Mahagaga mampihaiky
Ny lavitra dia tonga akaiky
Raha saraky ny guns ol-malala
Manembona ity fo adala
Ka sahy mihoatra ny vala(x2)
Hatrany ambadiky ny ala
Ny tazom-pitiavana riym hono
Aretina mety mamono
Tsy lainga na hoe vazivazy
Tsy vazivazy
Mihaona tononkira.serasera.org dia sitrana ho azy
--------
Rohy:
