MANIMANINA (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manimanina aho izany
Manina ilay akany
Toa mitanisa fahoriana
Tafasarak’ireo hava-tiana
Dia heowg manjombona tsy satry
Ny fiainako rehetra
Misy hery ato tpbexvln anaty
Izay manery tsy hitoetra

O! ry volana ao ambony
Ity sentom-poko tsy hitony
Fa manjary hankarary
Fa e! manembona aok’izany
Ilay any tiana any ho any
Fantatro f’izy koa anie tomany
Ry volana tononkira.serasera.org o!

Dia manembona aho izany
Manonofy tsy hita lany
Mitambolombolona ato an-doha
Ny tandindon’ireo taloha
Neny Dada tsy kbphr lazaina
Sy ny menaky ny aina
Vady tiana andefimandry
Zoky zandry sasa-miandry

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Barijaona
Visites : 6925
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 07/09/2002 11:32
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121