VORONA (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vorona o! mba mivilia hitondra bitsika any
Vorona o! harivariva an-tanin’olona aho
Ampitandrano(x2) re! no misy anay
Jereo fa vitsika momba kitay
K’ity manafatra anao
Vorona o! mba hivilio ilay akaniko tsvlhs any
Vorona o! hatopatopan-dranomasina izy hljou izay
Jereo fa nosy misaritsarin-tongotra hankavia
Tsy takatr’antso ka e! mba vimbino
Ity teny fohy hoe tsy adino
Tsy ditrany hono hoe no nandaozany ny akany maminy iny
Tsy antery anefa tononkira.serasera.org fa nafaitra loatra ilay fitenin’ny havany iny
Tsy tantiny tokoa ka notinafiny famoizana ny ela
Tsy vato anie ny fo f’injao mitempo ihany vonona hifamela iiplff

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 19189
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/09/2002 12:43