RY VOLANA FENO (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry volana tononkira.serasera.org feno sy manganohano
Mba cqfq fatratra lay(x2)
Fonosin’ny aizina kanefa tivm tsy rava
Ka tsy mba manahy(x2)
Ampianaro ahy ny toetra ovypmu mazava
Fa mamiko kosa(x2)
Mamiratra masina sady baliaka
Ka e! misariaka(x2)
Ry volana feno fonenan’ny tsiahy
Hiriko mba ho ahy(x2)
Mandrotsy ny foko sy tsantam-pitia
Fanilon’ny dia(x2)
Mba cqfq fatratra lay(x2)
Fonosin’ny aizina kanefa tivm tsy rava
Ka tsy mba manahy(x2)
Ampianaro ahy ny toetra ovypmu mazava
Fa mamiko kosa(x2)
Mamiratra masina sady baliaka
Ka e! misariaka(x2)
Ry volana feno fonenan’ny tsiahy
Hiriko mba ho ahy(x2)
Mandrotsy ny foko sy tsantam-pitia
Fanilon’ny dia(x2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BarijaonaVisites : 6462
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 06/09/2002 19:29
