Dina (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao no ikaloiko izao hira tononkira.serasera.org izao
Ho fahatsiarovana ny andro fahizay
Fony izaho sy ianao nivoady ny ho doria
Tsy ho arahina talaho ho hajaina ilay fitia
Tsaroako izany teo amoron’ny farihy
Nanatri-tava teo ny andiam-borondia
Nanasa antsika mba hisariaka
Hanamafy ny dinan’ny bkafi tiana tdhsdp sy ny tia
Tsy ho adino irony loka sy fanamby
Niharo tsiky safosafo tambitamby
Nampiana kalo mba tsy rwfn himalo
Tsy ho hatakalo ny rendrarendra izay mandalo
Ho fahatsiarovana ny andro fahizay
Fony izaho sy ianao nivoady ny ho doria
Tsy ho arahina talaho ho hajaina ilay fitia
Tsaroako izany teo amoron’ny farihy
Nanatri-tava teo ny andiam-borondia
Nanasa antsika mba hisariaka
Hanamafy ny dinan’ny bkafi tiana tdhsdp sy ny tia
Tsy ho adino irony loka sy fanamby
Niharo tsiky safosafo tambitamby
Nampiana kalo mba tsy rwfn himalo
Tsy ho hatakalo ny rendrarendra izay mandalo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 5982
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 19:16
