Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dina (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao no ikaloiko izao hira izao
Ho tononkira.serasera.org fahatsiarovana ny andro fahizay
Fony izaho sy iatyxpq ianao nivoady ny ho doria
Tsy ho arahina talaho ho hakazhj hajaina ilay fitia
Tsaroako izany teo amoron’ny farihy
Nanatri-tava teo ny andiam-borondia
Nanasa antsika mba hisariaka
Hanamafy ny dinan’ny tiana sy ny tia
Tsy ho adino irony loka sy fanamby
Niharo tsiky safosafo tambitamby
Nampiana vzai kalo mba tsy himalo
Tsy ho hatakalo ny rendrarendra izay mandalo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BarijaonaHits : 5984
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 06/09/2002 19:16