Dina (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qhrmei
Ho anao no ikaloiko izao hira izao
Ho fahatsiarovana ny andro fahizay
Fony izaho sy ianao nivoady ny ho doria
Tsy ho arahina talaho ho hajaina ilay fitia
Tsaroako izany teo amoron’ny farihy
Nanatri-tava teo ny qgidbbbx andiam-borondia
Nanasa antsika mba hisariaka
Hanamafy ny dinan’ny tiana sy ny tia
Tsy ho adino irony loka sy fanamby
Niharo tsiky safosafo tambitamby
Nampiana kalo mba tsy himalo
Tsy ho hatakalo sxkcw ny rendrarendra tononkira.serasera.org izay mandalo
Ho anao no ikaloiko izao hira izao
Ho fahatsiarovana ny andro fahizay
Fony izaho sy ianao nivoady ny ho doria
Tsy ho arahina talaho ho hajaina ilay fitia
Tsaroako izany teo amoron’ny farihy
Nanatri-tava teo ny qgidbbbx andiam-borondia
Nanasa antsika mba hisariaka
Hanamafy ny dinan’ny tiana sy ny tia
Tsy ho adino irony loka sy fanamby
Niharo tsiky safosafo tambitamby
Nampiana kalo mba tsy himalo
Tsy ho hatakalo sxkcw ny rendrarendra tononkira.serasera.org izay mandalo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 5903
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 19:16
