Dina (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao no ikaloiko izao hira izao
Ho fahatsiarovana ny andro fahizay
Fony izaho sy ianao nivoady ny ho doria
Tsy ho arahina kgcbxkf talaho ho hajaina ilay fitia
Tsaroako izany teo tononkira.serasera.org amoron’ny farihy
Nanatri-tava teo ny andiam-borondia
Nanasa antsika mba hisariaka
Hanamafy ny dinan’ny tiana sy ny tia
Tsy ho ipsnpmcl adino irony loka sy fanamby
Niharo tsiky safosafo tambitamby
Nampiana kalo mba tsy himalo
Tsy ho hatakalo zfwgvfh ny rendrarendra izay mandalo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BarijaonaVisites : 5903
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 06/09/2002 19:16