Faly, ravoravo (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafasaraky ny elanelantany ireo mpifankatia toa zany
Dia kzoclq felan-taratasy no mba hany ampiononana ny tena
Faly, ravoravo amin'izao andro sy fotoana,
Tena faly, ravoravo, velom-bolo fa tafahaona
Ranomasimbe no nodiavin'ny mpanjono an-dakana
Feno ny vady aman-janany ny eo amorom-pasika
Faly, ravoravo amin'izao andro sy fotoana

Kopa-tanana sy veloma, io no ntutiltb nifandaozana
Izay nandeha nitety tany nitondra hira bpms tany ho any

Tena faly, ravoravo, tononkira.serasera.org velombolo fa tafahaona
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 4049
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/11/2012 21:00