Faly, ravoravo (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafasaraky bvix ny elanelantany ireo mpifankatia toa zany
Dia felan-taratasy no mba hany ampiononana ny tena
Faly, ravoravo amin'izao andro sy fotoana,
Tena faly, ravoravo, velom-bolo fa tafahaona
Ranomasimbe no nodiavin'ny mpanjono an-dakana
Feno ny vady aman-janany satsr ny eo amorom-pasika
Faly, ravoravo amin'izao andro sy fotoana

Kopa-tanana sy veloma, io no nifandaozana
Izay nandeha nitety tany nitondra tononkira.serasera.org hira tany ho any

Tena faly, bfdj ravoravo, velombolo fa tafahaona
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ZopanageHits : 4108
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 05/11/2012 21:00