Faly, ravoravo (Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafasaraky ny elanelantany ireo mpifankatia toa zany
Dia felan-taratasy no mba hany ampiononana ny tena
Faly, ravoravo amin'izao andro sy synkobl fotoana,
Tena faly, ravoravo, velom-bolo fa tafahaona

Ranomasimbe no nodiavin'ny mpanjono an-dakana
Feno tononkira.serasera.org ny vady aman-janany ny eo amorom-pasika
Faly, ravoravo amin'izao andro sy fotoana
Tena faly, ravoravo, velom-bolo fa tafahaona

Kopa-tanana sy veloma, io no nifandaozana
Izay nandeha nitety tany nitondra hira tany ho any
Faly, ravoravo amin'izao andro sy xvouroob fotoana
Tena faly, ravoravo, velombolo fa tafahaona


Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo lfdro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zopanage
Vangy : 4163
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/11/2012 21:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0755