sambatra (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
     Sambatra ireo tononkira.serasera.org miaina amin’ny fitia
     Fa mifaly foana hatrany
     Mifampijery, mifanoroka avy eo
     Fahafinaretana tsy misy ohatr’izany
          Ny fiainan’olombelona raha tsy misy fitia
          Toa zarizary foana tsy hita hoe ahoana
          Hatanorana voninkazo no mitsapa zxiywfny ao am-pony
          Teny mamy,teny soa no re manako hoe:
                Hianao no heriko (tiako ianao)
             jbfltx    Hianao irery (tiako ianao)
                Raiso ny fitiavako (ho anao rery ihany)
   zhepv              Amin’izao (dieny mbola eto an-tany)                  

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kiaka
Vangy : 8342
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ratina
Daty : 21/02/2004 04:21
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117