Raha ny rano nantsakaina (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny rano nantsakaina mantsy hono
No nandatsaka ny aina sy namono
Tsy ho kivy ve ny saina, diso zava-nantenaina
Diso zava-nantenaina
exmevi Zana-borona nompiana teo an-tratra
No nanao fanahy iniana ka nandratra
tononkira.serasera.org Tsy ho kivy ny saina, diso zava-nantenaina
pbddhw Diso zava-nantenaina
Olon-tokana mba tiana iapqwkw no nanjary
Ho mpivadi-panekena sy nanary
Tsy ho kiny ve ny saina, diso zava-nantenaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 6285
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Daty : 22/10/2003 11:18