RY VOLANA FENO (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry volana feno sy manganohano
Mba fatratra lay(x2)
Fonosin’ny aizina crfiktt kanefa tsy rava
Ka tsy mba manahy(x2)
Ampianaro ahy ny toetra mazava
Fa mamiko kosa(x2)
Mamiratra masina sxhvbudx sady baliaka
Ka e! misariaka(x2)
Ry volana feno fonenan’ny tsiahy
Hiriko mba ho ahy(x2)
Mandrotsy ny foko tononkira.serasera.org vxckjzh sy tsantam-pitia
Fanilon’ny dia(x2)
Mba fatratra lay(x2)
Fonosin’ny aizina crfiktt kanefa tsy rava
Ka tsy mba manahy(x2)
Ampianaro ahy ny toetra mazava
Fa mamiko kosa(x2)
Mamiratra masina sxhvbudx sady baliaka
Ka e! misariaka(x2)
Ry volana feno fonenan’ny tsiahy
Hiriko mba ho ahy(x2)
Mandrotsy ny foko tononkira.serasera.org vxckjzh sy tsantam-pitia
Fanilon’ny dia(x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 6323
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 19:29
