Vetso mamatonalina (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana whky kosa hono itony alina
No toa mamohafoha ny fitiavana
Izay tononkira.serasera.org miafin'any amin'ny lalina
Tsy hita avangavana
Mitepotepo mafy izany foko izany
Mangitakitaka
Mangitakitam-pijaliana
Ny saiko verivery sy lasana vinany
Manembona manimanina vxhw 'lay olon-tiana
Raha vao noseraniny monja
Dia taitra ny foko e nanonja
Ny wefomnu foko dia babon'ny fony
Ka tsy afa-mivadika intsony
No toa mamohafoha ny fitiavana
Izay tononkira.serasera.org miafin'any amin'ny lalina
Tsy hita avangavana
Mitepotepo mafy izany foko izany
Mangitakitaka
Mangitakitam-pijaliana
Ny saiko verivery sy lasana vinany
Manembona manimanina vxhw 'lay olon-tiana
Raha vao noseraniny monja
Dia taitra ny foko e nanonja
Ny wefomnu foko dia babon'ny fony
Ka tsy afa-mivadika intsony
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 3128
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/10/2015 23:07
