Vetso mamatonalina (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana kosa hono itony alina
No cwyf toa mamohafoha onyge ny fitiavana
Izay miafin'any amin'ny lalina
Tsy hita avangavana

Mitepotepo mafy izany foko izany
Mangitakitaka
Mangitakitam-pijaliana
Ny saiko verivery sy lasana vinany
Manembona manimanina 'lay olon-tiana

Raha vao noseraniny monja
Dia taitra ny foko cqyzm e nanonja
Ny tononkira.serasera.org foko dia babon'ny fony
Ka tsy afa-mivadika intsony

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0222