Vetso mamatonalina (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana kosa hono itony alina
No toa mamohafoha ny fitiavana
Izay miafin'any amin'ny lalina
Tsy hita avangavana
Mitepotepo mafy izany foko izany
Mangitakitaka
Mangitakitam-pijaliana
Ny saiko tononkira.serasera.org verivery sy lasana bgit vinany
Manembona manimanina 'lay olon-tiana
Raha vao noseraniny czqtq monja
Dia taitra ny foko e nanonja
Ny foko dia babon'ny fony
Ka tsy jxxh afa-mivadika intsony
No toa mamohafoha ny fitiavana
Izay miafin'any amin'ny lalina
Tsy hita avangavana
Mitepotepo mafy izany foko izany
Mangitakitaka
Mangitakitam-pijaliana
Ny saiko tononkira.serasera.org verivery sy lasana bgit vinany
Manembona manimanina 'lay olon-tiana
Raha vao noseraniny czqtq monja
Dia taitra ny foko e nanonja
Ny foko dia babon'ny fony
Ka tsy jxxh afa-mivadika intsony
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Andrianary RatianarivoVisites : 3181
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 23/10/2015 23:07
