Vetso mamatonalina (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana kosa hono itony alina
No xgtma toa mamohafoha ny fitiavana
Izay miafin'any amin'ny lalina
Tsy hita avangavana
Mitepotepo qnrefxq mafy izany foko izany
Mangitakitaka
Mangitakitam-pijaliana
Ny saiko verivery sy lasana vinany
Manembona manimanina 'lay olon-tiana
Raha vao noseraniny monja
Dia taitra ny foko e tononkira.serasera.org nanonja
Ny foko jsyoa dia babon'ny fony
Ka tsy afa-mivadika intsony
No xgtma toa mamohafoha ny fitiavana
Izay miafin'any amin'ny lalina
Tsy hita avangavana
Mitepotepo qnrefxq mafy izany foko izany
Mangitakitaka
Mangitakitam-pijaliana
Ny saiko verivery sy lasana vinany
Manembona manimanina 'lay olon-tiana
Raha vao noseraniny monja
Dia taitra ny foko e tononkira.serasera.org nanonja
Ny foko jsyoa dia babon'ny fony
Ka tsy afa-mivadika intsony
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Andrianary RatianarivoHits : 3183
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 23/10/2015 23:07
