Ilay Ambanivohitra (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangina sy tony ilay ambanivohitra iny
Mangina toa ory ka tsy mahatamàna
Nirodana avokoa ireo tamboho
Ny tononkira.serasera.org sisa rehetra zary alahelo avokoa
Ireo voron-kely, lasa niely
Nandalo niserana ihany
Nandalo fa toa nanadino ilay akany
Toa hampitomany ny fieritreretana izany hoe
Kila sy may ireny tendrombohitra ireny
Toa very fanahy satria mafpto tsy mavana intsony
Tsy latsaka intsony ireny ranon'orana ireny
Ny rahona ambony lasan-davitra nandao ny tany
Ireo voron-kely, lasa niely
Nandalo niserana fpjbu ihany
Nandalo fa toa nanadino ilay akany
Toa hpylmqj hampitomany ny fieritreretana izany
Haolo.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 3005
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 11/03/2015 01:33