Ilay Ambanivohitra (Ny Nanahary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangina sy tony xsujxjp ilay ambanivohitra iny
Mangina toa ory ka tsy mahatamàna
Nirodana avokoa ireo tamboho
Ny sisa rehetra zary alahelo avokoa

Ireo voron-kely, lasa niely
Nandalo niserana ihany
Nandalo fa toa nanadino ilay akany
Toa hampitomany ny fieritreretana izany hoe

Kila sy bzsqtk may ireny tendrombohitra ireny
Toa very fanahy satria nhfhg tsy mavana intsony
Tsy latsaka intsony ireny ranon'orana ireny
Ny rahona tononkira.serasera.org ambony lasan-davitra nandao ny tany

Ireo voron-kely, lasa niely
Nandalo niserana ihany
Nandalo fa toa nanadino ilay akany
Toa hampitomany ny fieritreretana izany
Haolo.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113