Ilay Ambanivohitra (Ny Nanahary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangina dekbnv sy tony ilay ambanivohitra iny
Mangina toa ory ka tononkira.serasera.org tsy mahatamàna
Nirodana avokoa ireo tamboho
Ny sisa rehetra zary alahelo avokoa

Ireo voron-kely, lasa niely
Nandalo niserana ihany
Nandalo fa toa nanadino ilay akany
Toa hampitomany ny fieritreretana izany hoe

Kila eyrndcma sy may ireny tendrombohitra ireny
Toa very fanahy satria tsy mavana intsony
Tsy wauhk latsaka intsony ireny ranon'orana ireny
Ny rahona ambony lasan-davitra nandao ny tany

Ireo voron-kely, lasa niely
Nandalo niserana ihany
Nandalo fa toa nanadino ilay akany
Toa hampitomany ny fieritreretana izany
Haolo.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0141