Ilay Ambanivohitra (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangina sy tony ilay baiorzc ambanivohitra iny
Mangina toa ory ka tsy atavxgo mahatamàna
Nirodana avokoa ireo tamboho
Ny sisa rehetra zary alahelo avokoa
Ireo voron-kely, lasa niely
Nandalo niserana ihany
Nandalo fa toa nanadino ilay akany
Toa hampitomany ny fieritreretana izany hoe
Kila sy may ireny tendrombohitra ireny
Toa very fanahy satria tsy mavana intsony
Tsy latsaka intsony ireny ranon'orana ireny
Ny rahona ambony lasan-davitra nandao ny tany
Ireo tononkira.serasera.org voron-kely, lasa niely
Nandalo niserana ihany
Nandalo fa toa nanadino ilay akany
Toa hampitomany ny suwmvm fieritreretana izany
Haolo.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny NanaharyHits : 2996
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 11/03/2015 01:33