Faly, ravoravo (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafasaraky ny elanelantany ireo mpifankatia toa zany
Dia felan-taratasy no mba hany ampiononana ny tena
Faly, ravoravo amin'izao andro sy fotoana,
Tena faly, ravoravo, velom-bolo fa tafahaona
Ranomasimbe no nodiavin'ny mpanjono an-dakana
Feno ny vady aman-janany ny eo amorom-pasika
Faly, ravoravo amin'izao andro sy fotoana
Tena faly, ravoravo, velom-bolo cwklbcv fa tafahaona
Kopa-tanana sy veloma, io no nifandaozana
Izay nandeha nitety tany vprgbrf nitondra hira tany ho any
Faly, ravoravo amin'izao andro cdapkuag sy fotoana
Tena faly, ravoravo, velombolo fa tafahaona
Tonony sy feony : Ndrina tononkira.serasera.org Ranaivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 4085
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/11/2012 21:00