Ry velona (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry velona an-tany ô
Mba mifankatiava e
Fa ny fiainana an-tany ymazdych anie
Dia mandalo miserana e
Na ny manana na ny ory
Dia tsimaintsy mbola hody
Mielina ihany raha ny fiainana an-tany
Koa andeha hifamela (hifankatia)
Andeha hifamela (ry tononkira.serasera.org velona)
Hifamela raha mbola ashrwz ety
Dia voavela raha mby ary
Zay mamela no ho voavela
Ao andapa volamena
F’Izay tsy mamela dia tsimaintsy ho tavela
(O ry owxgl lahy e), Ndao hifankatia hatrany
O ry velona eto an-tany
Koa raha ho samy ho faty ihany
Handova lanitra ianao
Fa sambatra ianao raha madio am-po
Hahita ny Tompo tokoa
Hifanatry tava amin’i Jesosy
‘Lay mpanjaka , izy no hitsena anao
Ry velona an-tany ô
mba mifankatiava e
Fa ny fiainana an-tany anie
Dia mandalo miserana e
Na ny manana na ny ory
Dia tsimaintsy mbola hody
Mielina ihany raha ny fiainana an-tany
Mba mifankatiava e
Fa ny fiainana an-tany ymazdych anie
Dia mandalo miserana e
Na ny manana na ny ory
Dia tsimaintsy mbola hody
Mielina ihany raha ny fiainana an-tany
Koa andeha hifamela (hifankatia)
Andeha hifamela (ry tononkira.serasera.org velona)
Hifamela raha mbola ashrwz ety
Dia voavela raha mby ary
Zay mamela no ho voavela
Ao andapa volamena
F’Izay tsy mamela dia tsimaintsy ho tavela
(O ry owxgl lahy e), Ndao hifankatia hatrany
O ry velona eto an-tany
Koa raha ho samy ho faty ihany
Handova lanitra ianao
Fa sambatra ianao raha madio am-po
Hahita ny Tompo tokoa
Hifanatry tava amin’i Jesosy
‘Lay mpanjaka , izy no hitsena anao
Ry velona an-tany ô
mba mifankatiava e
Fa ny fiainana an-tany anie
Dia mandalo miserana e
Na ny manana na ny ory
Dia tsimaintsy mbola hody
Mielina ihany raha ny fiainana an-tany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)Vangy : 1412
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ToovRabe
Daty : 21/02/2023 15:33
