Taitairo (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa raha resy ianao androany
Araraoty ny ampitso
F’aza mora reraka
Mbola ho lavitra anie ny dia
Tsy mba misy ny voahozona
Mba handrotsa-tomany
F’araho vazo tononkira.serasera.org moramora
Dia ho maivana ianao
Fa raha orana mikija
Oran-drano be fifaoka
Nefa raha fetsy xilaubgs ianao mbola hijinja
Hihinam-bary misy laoka
Fa raha resy ianao androany
Mbola andro koa ny mtuffdpe ampitso
Mbola andro avokoa
Ny fiainanao rehetra
Iezaho hatrany hatrany
Ny ankolafiny rehetra
Fa raha tanterakao izany
Dia ho tonganao ’lay fetra
Fa raha ambony ianao
Noho ny saina sy toetra
Hitangorona aminao
Ireo izay tsara rehetra
Tonony sy feony khrq : Harinaivo RABEVALA (1982)
Araraoty ny ampitso
F’aza mora reraka
Mbola ho lavitra anie ny dia
Tsy mba misy ny voahozona
Mba handrotsa-tomany
F’araho vazo tononkira.serasera.org moramora
Dia ho maivana ianao
Fa raha orana mikija
Oran-drano be fifaoka
Nefa raha fetsy xilaubgs ianao mbola hijinja
Hihinam-bary misy laoka
Fa raha resy ianao androany
Mbola andro koa ny mtuffdpe ampitso
Mbola andro avokoa
Ny fiainanao rehetra
Iezaho hatrany hatrany
Ny ankolafiny rehetra
Fa raha tanterakao izany
Dia ho tonganao ’lay fetra
Fa raha ambony ianao
Noho ny saina sy toetra
Hitangorona aminao
Ireo izay tsara rehetra
Tonony sy feony khrq : Harinaivo RABEVALA (1982)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 7777
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 24/12/2003 05:26
