Fanekem-pinoana (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He kotsandranomaso, dcot malahelo aho ry Tompo
Nohon'ny hasomparan'ny tany, mahaketraka ahy
Toa donam-pahoriana tsy mba misy fifaliana
Fa mamotika ny aty fanahy, izany fiainana eto x2

Tsy izany anefa Raiko ô no hampiala ahy amiNao
Fa na ny aiko aza afoiko noho Ianao
Havaoziko eto anio Jesosy ô ny finoako Anao hatrizao
Izao no fanekem-pinoako tsy miova

Nilaozan'olontiana, mahatsiaro ho ayybcme irery
Ka dia misento mangina mila toa ho very
Ireo izay hjdf mba nantenaina dia nandao tononkira.serasera.org vaka ny saina
Hoe nahoana no izao Ray ô no fiainana eto

Tsy izany anefa.......x2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Vangy : 1126
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 23/08/2023 11:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118