Afaka ianao (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rutsyi (unisson homme) Raha mba azo atao
Esory amiko, ity kapoaka ity Ray ô
Fa mafy amiko
Nefa aoka re, tsy ny sitrapoko izao
No ho tanteraka fa ny jbfbpxit Anao
(unisson femme) Raha mba azo atao.....
Ref : Jesosy nijaly teo ambony hazo fijaliana
Hanafaka ny otanao sy tononkira.serasera.org ny heloka vita hatrizay
Koa raiso fjrzp izy anio, amin'ny fo madio
Dia ho hitanao fa ho sambatra ianao
(choeur) Raha mba azo atao ........
Ref : Jesosy nijaly teo .... x2
Esory amiko, ity kapoaka ity Ray ô
Fa mafy amiko
Nefa aoka re, tsy ny sitrapoko izao
No ho tanteraka fa ny jbfbpxit Anao
(unisson femme) Raha mba azo atao.....
Ref : Jesosy nijaly teo ambony hazo fijaliana
Hanafaka ny otanao sy tononkira.serasera.org ny heloka vita hatrizay
Koa raiso fjrzp izy anio, amin'ny fo madio
Dia ho hitanao fa ho sambatra ianao
(choeur) Raha mba azo atao ........
Ref : Jesosy nijaly teo .... x2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Hits : 656
Likes : 1 Like
Created by : Randria7
Date : 24/08/2023 07:38
