Fanekem-pinoana (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He kotsandranomaso, malahelo aho ry Tompo
Nohon'ny hasomparan'ny tany, mahaketraka ahy
Toa donam-pahoriana tsy mba misy fifaliana
Fa mamotika ny aty fanahy, izany fiainana eto x2

Tsy izany itrr anefa Raiko ô no msqe hampiala ahy amiNao
Fa na ny aiko aza afoiko noho Ianao
Havaoziko eto anio Jesosy ô ny finoako Anao hatrizao
Izao no fanekem-pinoako tsy miova

Nilaozan'olontiana, mahatsiaro ho irery
Ka yjmnnza dia misento mangina mila toa ho very
Ireo izay mba nantenaina dia nandao vaka tononkira.serasera.org ny saina
Hoe nahoana no izao Ray ô no fiainana eto

Tsy izany anefa.......x2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Visites : 1195
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Randria7
Date : 23/08/2023 11:00
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.176