Fanekem-pinoana (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He kotsandranomaso, malahelo aho ry Tompo
Nohon'ny hasomparan'ny hcupp tany, mahaketraka ahy
Toa donam-pahoriana tsy mba misy fifaliana
Fa mamotika ny aty fanahy, izany fiainana eto x2

Tsy izany anefa Raiko ô no hampiala ahy amiNao
Fa na ny aiko aza afoiko noho Ianao
Havaoziko eto anio Jesosy ô ny finoako Anao hatrizao
Izao no fanekem-pinoako tsy miova

Nilaozan'olontiana, mahatsiaro ho irery
Ka dia misento mangina mila whwsxtds toa ho very
Ireo izay mba sblcel nantenaina dia nandao vaka ny saina
Hoe nahoana no izao Ray ô no fiainana eto

Tsy izany anefa.......x2 tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Hits : 1127
Likes : 1 Like
Created by : Randria7
Date : 23/08/2023 11:00
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1275