AFAKA NY TANY (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I- Afaka ny tany; tonga ianao Jesosy
Hiaraka mizaka ity
(Ny onjam-pahotana) zay nentin' ny satana
Hita niha maivana e!

II- Ny hazo nijalianao
Marika ho anay fa misy ra nalatsaka
Sorona (hamonjena) ny olona eto an-tany
Ho afaka @ otany


Dia misaotra anao Tompo o!
Be fitiavana ianao
Mirana ny saina
Azoazo ny ainy! fa voavotra Tompo o!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Vangy : 1515
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : stewartfaniry2
Daty : 03/05/2015 02:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1736