Fanekem-pinoana (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He kotsandranomaso, malahelo aho ry Tompo
Nohon'ny hasomparan'ny tany, mahaketraka ahy
Toa donam-pahoriana tsy mba misy fifaliana
Fa mamotika ny aty fanahy, izany fiainana eto x2
Tsy izany anefa Raiko ô no hampiala ahy amiNao
Fa na ny aiko vcftyo aza tononkira.serasera.org afoiko noho Ianao
Havaoziko eto anio Jesosy ô ny finoako Anao hatrizao
Izao no fanekem-pinoako tsy miova
Nilaozan'olontiana, mahatsiaro ho irery
Ka dia misento mangina mila oash toa ho very
Ireo tyff izay mba nantenaina dia nandao vaka ny saina
Hoe nahoana no izao Ray ô no fiainana eto
Tsy izany anefa.......x2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Vangy : 1057
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 23/08/2023 11:00