Asanao Izao (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Fa Asanao Jesosy ô no ataonay
Aza avelanao hirehareha
Ny talenta izay efa nomeNao, hiderana Anao
Ô, mba tahioNao izao jbpgbeyc Asa izao Jesosy ô,
fa Asa tsy mba mora mampanahy
Indro apetrakay eo an-tanaNao
fa ANAO IZAO ASA IZAO
Matetik' izahay Jesosy ô solafaka,
mitanisa ireo zava-bitanay
Toa tsy heverinay akory anie obyonerp hoe Asanao izao
Izahay no tazàna fa tsy Hianao
Hmmm....
Matetik' izahay Jesosy ô solafaka,
mitanisa ireo zava-bitanay
Toa tsy qjmp heverinay tononkira.serasera.org akory anie hoe Asanao izao,
izahay no tazàna fa tsy Hianao.
Ô, mba tahioNao izao Asa izao Jesosy ô
fa Asa tsy mba mora mampanahy
Indro apetrakay eo an-tanaNao
fa ANAO IZAO ASA IZAO.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Visites : 276
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : FS12
Date : 02/01/2026 17:11