Andro farany (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andro farany izao ka mibebaha ianao
Efa mihakaiky ny ora hiavin'ny Tomponao
Aza manamafy fo, lqckogm ahitsio reo teo aloha
Miverena fa ny Tompo anie ka ta handray anao
Ref: Betsaka ny olana miseho amin'izao fiainana izao
Misy koa ny fahoriana mahakivy anao
Nefa hatrakao ny loha aealrni fa Jesosy anie
Homba anao hatrany hatrany n'aiza n'aiza aleha
2- Andro farany izao ka miovà ianao
Aza miandry kapoka fandrao hanenina ianao
Atolory izao ny fo, raiso Jesosy ao am-po
F'izy no afaka hanome anao ny fiadanana
Betsaka ny tononkira.serasera.org olana..... fjpvxl

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Vangy : 958
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 25/08/2023 14:35