Miorena tsara (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Ray Tompo be zulsj indrafo
Isaoranay ny Anaranao
Dera jukipeti Laza erampo ho Anao ry Tsitoha
Haja saotra mendrika jmsbea Anao
Dimy amby roampolo taona izao
Nitorianay ny teny soa
Miorena tsara aza miova hoy Ianao
Tano ny finoana
Miorena tsara aza miovaova
Tano mafy ny finoanao
tononkira.serasera.org Ry Anjomara ô torio Jesosy Tomponao
Mba ho ren'izao tontolo izao
Isaoranay ny Anaranao
Dera jukipeti Laza erampo ho Anao ry Tsitoha
Haja saotra mendrika jmsbea Anao
Dimy amby roampolo taona izao
Nitorianay ny teny soa
Miorena tsara aza miova hoy Ianao
Tano ny finoana
Miorena tsara aza miovaova
Tano mafy ny finoanao
tononkira.serasera.org Ry Anjomara ô torio Jesosy Tomponao
Mba ho ren'izao tontolo izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Visites : 357
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : CJ21
Date : 02/01/2026 13:49
