Voninahitra (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
moggxfr Andriamanitra mahery,
Andriamanitra Tsitoha
Ny dera, laza, haja, saotra
No entinay mitsaoka anao
Faly undbpb mankalaza bfvq ny Anaranao malaza
Jesosy Kristy tononkira.serasera.org Tompo mpanjakanay

Ny voninahitrao, ny voninahitrao
Manerana ny tany sy izao rehetra izao
Haleloia fiderana ho Anao ry Ray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Visites : 380
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : CJ21
Date : 02/01/2026 12:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.042