Ry velona (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry velona an-tany zacow ô
Mba mifankatiava e
Fa ny fiainana an-tany anie
Dia mandalo miserana e
Na ny manana na ny ory
Dia tsimaintsy mbola hody
Mielina ihany raha ny fiainana an-tany

Koa andeha hifamela (hifankatia)
Andeha vxpehn hifamela (ry velona)
Hifamela raha mbola ety
Dia voavela raha mby ary
Zay mamela no ho tononkira.serasera.org voavela
Ao andapa volamena
F’Izay tsy mamela dia tsimaintsy ho tavela

(O ry lahy e), Ndao hifankatia hatrany
O ry velona eto an-tany
Koa raha ho samy ho faty ihany
Handova  lanitra ianao
Fa sambatra ianao raha madio am-po
Hahita ny Tompo tokoa
Hifanatry tava amin’i Jesosy
‘Lay mpanjaka , jkmxzozs izy no hitsena anao

Ry velona an-tany ô
mba mifankatiava e
Fa ny fiainana an-tany anie
Dia mandalo miserana e
Na ny manana na ny ory
Dia tsimaintsy mbola hody
Mielina ihany raha ny fiainana an-tany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.09