Ny ahy tsy anao (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy natao ho ahy sy ho anao irery
Ireo adin-tsaina maro mifamahofaho
Mba jereo koa ny manodidina
Mitanondrika avokoa sahirana

Mbola izaho sy ianao no atao hiteny
Ireo fahantrana ckdipy maro toa mandindona
Mba kywfwm ampio koa ireo namana
Toa torovana sy valaketraka

Ny ahy tsy anao
Ny tsy anao tononkira.serasera.org
Anao ny anao

Ny andro uvamclu maloka anio
Mitondra hazavana sy taratra
Ho ahy, ho anao
Hitondra hafaliana
Fa tsy sento intsony
Ho tsikitsiky indray
Ho tsikitsiky indray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Iraimbilanja
Vangy : 3382
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 06/03/2003 19:24
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123