ATAOKO AHOANA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho manana Anao
Tompo tononkira.serasera.org tokana tsy mba mandao
Mitantana sy miahy hwuypdic ny fiainako
Ka n'aiza n'aiza no misy ahy
Eo foana Ianao momba ahy sy qgkz miahy
Mikolokolo, mitaiza ny aram-panahy
Very aho angamba raha ialaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Solafaka an-dalàna aho raha tsy tantananao
Very aho angamba raha ilaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Ataoko ahoana e ny cnranmwc miaina raha tsy misy Anao
Lalao RANDRIANARISON
Tompo tononkira.serasera.org tokana tsy mba mandao
Mitantana sy miahy hwuypdic ny fiainako
Ka n'aiza n'aiza no misy ahy
Eo foana Ianao momba ahy sy qgkz miahy
Mikolokolo, mitaiza ny aram-panahy
Very aho angamba raha ialaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Solafaka an-dalàna aho raha tsy tantananao
Very aho angamba raha ilaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Ataoko ahoana e ny cnranmwc miaina raha tsy misy Anao
Lalao RANDRIANARISON
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 2804
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Zeea
Daty : 31/07/2017 09:06
