Ny fitiavantsika (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy sady masinany voady nifanaovana
tapitr'eo ny sangisangy sy ny ora nilalaovana
fa tononkira.serasera.org vonona hijoro, hifanaiky ny ho doria
hibanjina ny ho avy, hanamafy ilay fitia
x2
Ref:
Fiaim-baovao, arahim-pitiavana
No hery ho entintsika, mhndb hitsinjo hrghf Tanindrazana
Hasambaram-pifaliana, hatreto ka hatrany
Ho tretrika isika, hiadana ny tany
Hifampitanana eny, handrato fahendrena,
hikatsaka ny soa, hitana izay nekena
Hiombon'alahelo, ifampizara qohxc hafaliana
hanondana ny loha, eo an-tratran'olon-tiana
x2
Ref 2:
Fa tany paradisa, akany volamena
io no tanjontsika, ary ho any Firenena
Ho kolointsika hatrany, ilay fitiavan-tsarobidy
ho vatsim-panahy, hiatrehana ny adidy.
A/C: Naivoarivelo RAKOTONDRATSIMBA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny any aminayVangy : 2407
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zo_nomena
Daty : 02/12/2019 08:41