MANOPY (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manopy ny masoko an-tendrombohitra aho
Avy aiza ny famonjena ahy, famonjena
Ny famonjena avy yhsj amin’i Jehovah
Avy amin’i Jehovah, mpanao ny lanitra sy tany
Ny masony, mijery qwku anao (2)
Ny tanany, mitantana (2)
Jehovah no mpiaro anao
Jehovah no fialofako
Izy hiaro anao amin’ny ratsy rehetra
Eny hiaro ny wvln fanahinao tsy ho reraka
Ny masony, mijery anao (2)
Ny tanany, mitantana (2)
Manopy ny masoko an-tendrombohitra aho
Avy aiza ny famonjena ahy ?
Avy amin’i Jehovah ny famonjena tononkira.serasera.org ahy
( Avy amin’i Jehovah )
Mpanao ny lanitra sy ny tany
Michel RAKOTOARISOA
Avy aiza ny famonjena ahy, famonjena
Ny famonjena avy yhsj amin’i Jehovah
Avy amin’i Jehovah, mpanao ny lanitra sy tany
Ny masony, mijery qwku anao (2)
Ny tanany, mitantana (2)
Jehovah no mpiaro anao
Jehovah no fialofako
Izy hiaro anao amin’ny ratsy rehetra
Eny hiaro ny wvln fanahinao tsy ho reraka
Ny masony, mijery anao (2)
Ny tanany, mitantana (2)
Manopy ny masoko an-tendrombohitra aho
Avy aiza ny famonjena ahy ?
Avy amin’i Jehovah ny famonjena tononkira.serasera.org ahy
( Avy amin’i Jehovah )
Mpanao ny lanitra sy ny tany
Michel RAKOTOARISOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 2796
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zeea
Daty : 03/08/2017 06:49
