MANOPY (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manopy ny masoko an-tendrombohitra aho
Avy aiza ny famonjena tononkira.serasera.org ahy, famonjena
Ny famonjena dmpkju avy amin’i Jehovah
Avy amin’i Jehovah, mpanao ny lanitra sy tany

Ny masony, mijery anao (2)
Ny tanany, mitantana (2)

Jehovah no mpiaro anao
Jehovah no fialofako
Izy hiaro anao amin’ny ratsy rehetra
Eny hiaro ny fanahinao tsy ho xlmksozi reraka

Ny masony, mijery anao (2)
Ny gpacmlle tanany, mitantana (2)

Manopy ny masoko an-tendrombohitra aho
Avy aiza ny famonjena ahy ?
Avy amin’i Jehovah ny famonjena ahy
( Avy amin’i Jehovah )
Mpanao ny lanitra sy ny tany

Michel RAKOTOARISOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109